“Africa games show” : fantatra ireo ho any Maraoka
Ratsimialavahoaka Ranto Manoro (Maka), eo amin’ny Street Fighter V. Rakotoarison Mamitiana Michel, ho an’ny Asphalt 8 ary Rabarison Ony Michael, teo amin’ny PES 17. Ireo ny nandrombaka ny fandresena...
View ArticleKitra – «Telma coupe de Mada» : manohy ny diany ny AS Adema Analamanga
Tontosa, omaly alahady, ireo ambin-dalao fito eo amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara «Telma coupe de Mada», taranja baolina kitra. Anisan’ireo ekipa tafita amin’izany ny AS Adema Analamanga....
View Article«Sport scolaire – Mada 2017» : mifaninana any Mahajanga ny mpianatra 1209
Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma 18 aogositra lasa teo any Mahajanga, ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny fanatanjahantena an-tsekoly «Sport scolaire 2017». Mandray anjara amin’izany ireo...
View ArticleRugby Analamanga : niondrika teo anatrehan’Ankady ny 3 F5
Nitohy, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahadimy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby, karakarain’ny «commission technique fédérale». Ny sokajy...
View ArticleTenisy – «Mada 2017» : voahosotra ho tompondaka i Ando sy i Fitia
Nifarana tanteraka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Nisongadina ireo mpilalao efa manana traikefa. Anisan’izany Rasolomalala Ando, teo amin’ny “1 ère série” lehilahy....
View ArticleKitra – «Chan 2018» : notapahin’ny Angoley ny lalan’ny Barea de Madagascar
Ratsy fiafara ny dian’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny toerana hiatrehana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny mpilalao tsy matihanina na ny «Chan 2018». Resin’i Angola teo amin’ny...
View ArticleUnderground Body Gym : toherina ny herisetra sy ny zava-mahadomelina
Anisan’ny toerana fitaizam-batana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena sy mikolokolo ny fahasalamana ny Underground Body Gym, eny Tanjombato, izay nanokatra ny varavarany nanomboka ny 31 jolay lasa teo....
View ArticleFoot – Chan 2018 : Barea ratent le coche
Les Barea de Madagascar étaient à une marche d’une qualification pour les phases finales du championnat d’Afrique des nations (Chan) pour la version 2018 au Kenya. Le sort en a décidé autrement car les...
View ArticleDago descente : Mbike survole la 3e édition
Les coureurs du club MBike ont fait mordre la poussière à leurs, hier, lors de la version 2017 du Dago descente. Une course de vélo tout-terrain (VTT) qui a été disputée sur un parcours de 1.7 km à...
View ArticleKaraté-Sommet National : Analamanga truste tous les podiums
Analamanga a dominé de la tête et des épaules le championnat de Madagascar de karaté qui s’est déroulé à Antsirabe le week-end dernier. Cette ligue a remporté tous les titres en jeu. La ligue hôte...
View ArticleBadminton-par équipe : Sangasy en haut du tableau
Une compétition pas comme les autres s’est tenue au petit palais des Sports de Mahamasina, en fin de semaine. Concoctée par la Fédération malgache de badminton, elle a mis aux prises les badistes de...
View ArticleBig Soma 3X3 : Kingston et Fandrefiala champions
La course aux quatre places dans la sélection nationale est relancée après le débâcle des présélectionnés lors du tournoi Big Sôma 3×3, à Mahajanga, le week-end dernier. Répartis dans trois équipes,...
View ArticleTennis – Sommet National : Ando Rasolomalala n’a pas lâché prise
Le rideau est tombé en fanfare, hier, sur les courts de l’Acsa à Ambohidahy à l’issue de la finale du championnat de Madagascar, toutes catégories, avec les forces en présence de la petite balle jaune...
View ArticleKitra ao Alaotra Mangoro : Tompondaka ny HZAM Amparafaravola
Ny Herin’ny Zatovon’Amparafaravola (HZAm) no voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Alaotra Mangoro, eo amin’ny taranja baolina kitra. Resin’izy ireo, teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 2 no ho 1 ny 3FB...
View ArticleKung-Fu Wisa – «Mondiaux 2017» : nahazo fanasana ny federasiona malagasy
Hiakatra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny kung-fu wisa malagasy. Voaasa, handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, ny mpikatroka malagasy. Fanamby goavana izany ny miandry azy...
View Article«Sport scolaire 2017» – Baolina kitra : nomontsanin’Atsimo Atsinanana i Ihorombe
Nitohy, omaly alatsinainy, tany Mahajanga, ny fifaninanam-pirenena, amin’ny fanatanjahantena an-tsekoly. Mbola ao anatin’ny fifanintsanana hatrany ireo taranja hifaninanana, hatreto. Raha ny vokatra...
View ArticlePétanque – Masters : Nanou et consorts dos au mur
La 6e étape du Masters de pétanque qui aura lieu demain à Castelsarrasin (France) sera d’une importance capitale pour l’équipe de Madagascar. Avant-dernier au classement, les boulistes nationaux sont...
View ArticleBoxe – Mondiaux : la fédération dédouane le MJS
Madagascar n’a pas pu participer au championnat du monde de boxe olympique à Hambourg (Allemagne). Sous cette optique, considéré par la fédération malgache de boxe olympique (FMBO) comme le principal...
View ArticleChan 2018 : Jean François Debon minimise la défaite
Battus par l’Angola sur le score de 1 but à zéro, les Barea n’ont pu réaliser leur rêve ! La pilule a été dure à avaler que ce soit pour les joueurs que pour le public après cette élimination de...
View ArticleRallye TMF : 23 ireo mpifaninana handray anjara
Hiditra amin’ny dingana fahefatra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny familiana fiarakodia. Ny klioban’ny TMF Rally no mikarakara izany. Andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’i...
View Article