![]()
Ny Herin’ny Zatovon’Amparafaravola (HZAm) no voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Alaotra Mangoro, eo amin’ny taranja baolina kitra. Resin’izy ireo, teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 2 no ho 1 ny 3FB Ambatondrazaka. Fihaonana, natao ny alahady 13 aogositra, lasa teo, tao amin’ny kianjan’Ambatondrazaka. Nifandanja ny lalaon’ny roa tonta ary tsy nifanalavitra ny fahaiza-manaon’ny andaniny sy ny ankilany. Tipet, […]