![]()
Nifarana tanteraka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Nisongadina ireo mpilalao efa manana traikefa. Anisan’izany Rasolomalala Ando, teo amin’ny “1 ère série” lehilahy. Rasolomalala Ando, ho an’ny lehilahy, ary Ravoniandro Fitia kosa teo amin’ny vehivavy. Ireo no nandrombaka ny tompondakan’i Madagasikara, teo amin’ny taranja tenisy, sokajy “1 ère série”. Fifaninanana, natao tetsy […]