![]()
Fahombiazana, ny andiany faharoa amin’ny rugby Tsinjaka Be, notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly alahady. Na teo aza, ny haratsian’ny andro, tsy nanakana ireo mpankafy ho tonga izany, nanatrika ny baolina lavalava, nolaroin’ny rindrankira. Teo amin’ny baolina lavalava, mbola noporofoin’ny FTM Manjakaray (Dakar), ny maha andrarezina azy ireo. Tsy mbola afa-bela taminy mantsy ny […]