![]()
Ho raikitra amin’ny alahady 3 desambra, ho avy izao ny andiany faha-17 amin’ny Marathon international de Tana, rehefa nihemotra noho ny fisian’ny valanaretina pesta, teto amin’ny firenena. Nambaran’ny World Trade Center sy ny federasiona malagasin’ny atletisma, fa hangotraka ny fihaonana satria ho avy hanafika ny mpihazakazaka malagasy ry zareo Etiopianina sy Kenyanina, ahitana atleta roa […]