![]()
Notanterahina, tany Toliara ny asabotsy 1 avrily lasa teo, ny hazakazaky ny firahalahiana sy ny fiaraha-mientana ho fanamarihana ny faha-60 taona nijoroan’ny Canps. Nahatratra 3 500 mahery ireo tonga nandray anjara, araka ny fanambaran-dRakotomila, talen’ny fitantanana sy ny lafiny vola eo anivon’ny Tahirim-pirenena momba ny sosialy. Nampiavaka ity andiany fahadimy, natao tany Toliara, ity ny […]