![]()
Hangotraka ny fihaonana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny “Amboaran’ny filoha”, taranja basikety, sokajy lehilahy. Anisan’ny goavana ary andrasan’ny rehetra ny fifandonan’ny samy ekipan’Analamanga. Hifantoka etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, amin’ity alakamisy ity, ny sain’ny mpitia basikety rehetra eo amin’ny fiatrehana ny ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny “Amboaran’ny filoha”. Hanamarika izany ny fihaonan’ny samy Analamanga, ny TMBB […]