![Rugby]()
Nivoaka amin’ny fanginany. Naneho ny heviny tetsy Analakely omaly, ireo solontenan’ny mpilalao tranainy sy mpanazatra ary ny mpitantana klioba eto Analamanga, eo amin’ny taranja Rugby. Niompana amin’ny resaka fifidianana ny ho filohan’ny federasiona ny fanehoan-kevitr’izy ireo. Tsy te hiaina savorovo intsony. « Mahatsapa sy malahelo izahay fa mety ho potika indray ny rugby Malagasy, tsy afa-mipetra-potsiny […]