![Hand-21 jan]()
Nahavita ezaka tsara ny ekipa frantsay nandritra ny fihodinana voalohany, tao amin’ny vondrona A nisy azy. 154 ny baolina tafiditra, tsara ny vita tamin’izany dingana voalohany izany raha ampitahana ny tany Qatar, 143 ny baolina maty. Ny fihaonana tamin’i Pologne ihany no tsy nihoatra ny 30 ny baolina matin’i Frantsa (26-25). Anisan’ny nahiratra indrindra koa […]