Lalao CJSOI 2016 : hiantohan’ny fanjakana ny fanomanan’ny atleta
J-90 isika izao! Vonona i Madagasikara handray ny andiany fahafolo amin’ny lalao CJSOI, hatao ny 30 jolay ka hatramin’ny 5 aogositra, ho avy izao. Io no nambaran’ny minisitry ny Fanatanjahantena,...
View ArticleBasikety : tafapetraka eto amintsika ny tetikasa IBF
Miroso tsikelikely amin’ny fampivoarana sy fampivelarana ny taranja basikety manerana izao tontolo izao ny federasiona iraisam-pirenena. Amin’izao fotoana izao, anisan’ireo firenena afrikanina nahazo...
View ArticlePancrace : la Réunion veut sa revanche
Après avoir confirmé son rang de géant de l’océan Indien, lors du Gala international de pancrace, au début du mois d’avril dernier, Madagascar sera encore sous les feux des projecteurs le 17 juin...
View ArticleJeux de la CJSOI : le ministre attendu au tournant !
Le ministre de la Jeunesse et des sports, Jean Anicet Andrimosarisoa, a affirmé devant la presse, hier, à son bureau à Ambohijatovo que la préparation des Jeux de la Commission de la Jeunesse et des...
View ArticleKarting : la première manche voit enfin le jour
Il était temps. Loin d’un effet d’annonce, le circuit de Serana racing kart (SRK) abritera la première manche du championnat de Madagascar de karting, dimanche prochain. Un évènement tant attendu aussi...
View ArticleNatation : quand la passion rencontre l’innovation
Le dernier championnat national organisé par la ligue de l’Atsinanana remonte à 2008. Les nageurs malgaches retrouveront la piscine olympique de Toamasina les 6 et 7 mai prochains à l’occasion du...
View ArticleBasket-ball : le projet de l’IBF prend forme
Le basket-ball se joint à l’éducation. Grâce à la fédération internationale de basket-ball (Fiba) via l’ «International basket foundation» (IBF), la partie malgache a pu concrétiser le projet Action et...
View ArticleKitra – «Ligue des champions d’Europe» : hiverina indray ny famaranana...
Adin’ny samy ekipan’i Madrid ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions” taranja baolina kitra. Tsy hivoaka ao Espaina izany ny amboara amin’ity 2016 ity....
View ArticleRugby – «Amboaran’ny filoha 2016» : hiaro ny anaram-boninahitra azony ny FTM...
Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny rehetra, rahampitso alahady. Hotanterahina eny mantsy ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’ny filoha, taranja rugby....
View ArticleCyclisme : les problèmes internes s’enchaînent
Le cyclisme malgache n’est pas en roue libre comme certains le pensent. Il est même en perte de vitesse sur les plans technique et administratif. Avec ce rythme, la discipline ne tardera pas à arriver...
View ArticleKitra Afrikanina : maty tampoka i Patrick
Misaona ny tontolon’ny baolina kitra ao Kameronina. Nodimandry ny zoma lasa teo, tany Romania, i Patrick Ekeng mpilalaon’ny Dynamo de Bucarest, nandritra ny fihaonan’ity ekipany ity tamin’ny Vitorul...
View ArticleKarate : nampivondrona ireo mpikatroka i Me René
Mandalo eto an-tanindrazana, amin’izao fotoana izao, ny Me Ramanitrandrasana René, eo amin’ny taranja karate. Nisy ny fihaonany tamin’ireo mpikatroka niaraka taminy, tao amin’ny Maka na (Malagasy...
View ArticleRugby – «Amboaran’ny filoha 2016» : nofaizin’ny FTM Manjakaray ny Tam Anosibe
Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’ny filoha, taranja rugby. Anisan’ireo tafita amin’izany ny ekipa tompondakan’i Madagasikara. Cosfa (Bebaoty),...
View ArticleNatation – Open : trois nageurs émergent du lot
Les championnats de Madagascar open et masters qui se sont tenus dans la piscine olympique de Toamasina ont tenu toutes leurs promesses. Comme il fallait s’y attendre, Sitraka Ralefy, Estellah et...
View ArticleTenisy – ITF/CAT North African circuit : resy am-boalohany i Miary Zo
Nanomboka omaly alatsinainy, tao amin’ny kianja Casablanca Maraoka, ny fifaninanana “Grade 3”, sokajy junior, taranja tenisy. Fihaonana izay tafiditra ao anatin’ny fihaonana karakarain’ny federasiona...
View ArticleTsipy kanetibe – «Mondial 2016» : amin’ny 20 mey ny fanapahan-kevitra
Ho fantatra amin’ny 20 mey ho avy izao, izay firenena handray ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny tsipy kanetibe «Mondial 2016”, sokajy “sénior” lehilahy. Io no fantatra amin’izao...
View ArticleBasket-Ball : SBBC lamine MB2ALL
Premier match au tournoi international et déjà une affiche de choc entre SBBC Boeny et MB2ALL Analamanga, hier, au gymnase de Mahamasina dans la catégorie sénior. Une rencontre qui a vite tourné à...
View ArticleFibatana fonjam-by – «Afrique 2016» : nandrombaka volamena roa i Tojonirina
Tsy nitsanga-menatra ny taranja fibatana fonjam-by malagasy, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, notanterahina tany Kameronina. Tsy niveri-maina fa niravaka volamena ireo atleta,...
View ArticleLalao CJSOI 2016 : tsy hisy ny fitondrana sainam-pirenena
Notapahin’ireo tomponandraikitra eo anivon’ny filankevitry ny tanora sy ny fanatanjahantena eto anivon’ny ranomasimbe Indianina (CJSOI) fa tsy hisy hiram-pirenena sy filanjana sainam-pirenena,...
View ArticleFoot – Mercato : Bôlida quitte le RC Lens
Après cinq années passées au club du Sang et Or, l’international malgache Lalaina Nomenjanahary dit Bôlida ne prolonge pas l’aventure. L’on ne sait pas encore dans quel club il va évoluer après son...
View Article