Rugby Analamanga : hatao, anio, ny fihaonana
Noho ny fisian’ny lalao iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra hikatrohan’ny Barea sy i Angola, rahampitso alahady ary ho fiarahana amin’ny ekipam-pirenena malagasy, naroso anio asabotsy ny andro...
View ArticleKitra – «Chan 2018» : mila fifantohana sy fanohanana ny Barea, rahampitso
Hifantoka, etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, avokoa ny sain’ny rehetra, indrindra fa ny mpitia ny baolina kitra. Hirohotra, hanohana ny Barea de Madagascar ny rehetra, amin’ny fihaonana amin’i...
View ArticleMasters de pétanque : Madagascar n’a pas perdu espoir
La 5e étape des Masters de pétanque a permis aux boulistes malgaches de limiter les dégâts et mettre toutes les chances de leur côté en vue du Final Four. Madagascar est actuellement à la 6e place avec...
View ArticleHippisme – Mahazina : 7 courses pour clore la saison
Cerise sur le gâteau. L’ Autorité hippique pour les courses et l’élevage des chevaux à Madagascar (Ahcel) a gardé le meilleur pour la fin en guise de clôture de la saison, demain, à l’hippodrome de...
View ArticleVolley-Afrique : nouvelle promesse …
Même si le départ avorté de la sélection nationale U18 filles pour les Jeux de la CJSOI à La Réunion reste encore en travers de la gorge des férus du volley-ball, voilà que la Fédération malgache de...
View ArticleBasket-U14 : Analamanga sur la bonne voie
Les quarts de finale disputés hier à Tsiroanomandidy ont accouché d’une souris pour les équipes de Vakinankaratra. Elles ont été toutes éliminées contrairement à Analamanga qui a réussi à qualifier...
View ArticleKitra – Nirava 0 no ho 0 tamin’ny Angoley : ho sarotra ny lalan’ny Barea...
Zana-tohatra iray, mety mbola hanahirana. Nirava ady sahala tsy nisy nitoko ny fihaonan’ny Barea sy ny Angoley, tetsy Mahamasina, omaly. Lalao tafiditra amin’ny dingana farany eo amin’ny fiadiana ny...
View ArticleTenisy – «Mada U18» : lasan’i Miary Zo intelo misesy
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy U18 lehilahy, Rakotondramboa Miary Zo, rehefa nandresy an-dRabarijaona Vahia, tamin’ny seta 2 no ho 1 (2/6 ; 6/2 ; 6/3). Fihaonana natao omaly, tetsy...
View ArticleKitra vehivavy – «Division Elite» : lasan’ny Askam ny dingana voalohany
Nifarana tany Boeny, tamin’ny asabotsy lasa teo ny dingana voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny baolina kitra vehivavy “Division Elite”. Nandrombaka izany ny ekipan’ny Askam avy any...
View ArticleRugby – Olana eo amin’Analamanga sy ny federasiona : «Ny tribonalin’ny sport...
Nijoro amin’ny maha tomponandraikitra voalohany azy eo amin’ny fitantanana ny fanatanjahantena ny komity olympika malagasy, ka namoaka ny heviny mikasika ny disadisa misy eo amin’ny tontolon’ny...
View ArticleFoot – Eliminatoires Chan : les Barea concèdent le nul à domicile
Le match aller du 3e tour des éliminatoires du championnat d’Afrique, (Chan), 2018 opposant les Barea de Madagascar aux Palancas Negras de l’Angola, s’est soldé par un score vierge, hier, au stade de...
View ArticleRugby : le Com temporise le jeu
«La situation devient de plus en plus délicate pour les férus de la discipline. Il faut que les deux camps trouvent un terrain d’entente pour permettre aux joueurs de continuer la saison en toute...
View ArticleTennis : la logique a été respectée
Le championnat national vétérans ainsi que les U12, U14, U16 et U18 ont pris fin, hier, sur les courts de l’Acsa à Ambohidahy, au grand bonheur de Miary Zo Rakotondramboa (U18 garçons), Johnny...
View ArticleBasket-U14 : Razzia de MB2All
MB2All brille de mille feux lors du championnat de Madagascar U14, de basket-ball, qui s’est tenu à Tsiroanomandidy. Cette équipe a gagné haut la main les deux titres nationaux, garçons et filles....
View ArticleTaekwondo : Tiavo continue le combat
Tiavo Randrianisa mène, de front, deux combats acharnés, sur le tatami et en dehors. De passage à Madagascar, depuis quelques jours, elle poursuit la réalisation de son autre défi qu’est le soutien aux...
View ArticleVolley-Analamanga : Cosfa retrouve la GNVB en finale
Les demi-finales du championnat d’Analamanga ont rendu, hier, leur verdict au gymnase de Mahamasina, en volley-ball. En tête d’affiche de la 1ère division masculine, le duel, qui a opposé l’équipe de...
View ArticleKitra – «Chan 2018» : nanainga, omaly, ny Barea; nosoloina an’i Eddy i Boura
Vonona ny Barea de Madagascar hiatrika ny lalao miverina, hifandonana amin’i Angola, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Chan 2018”. 18 ireo hiaro ny voninahi-pirenena. Nanainga, omaly,...
View ArticleTae-kwon-do : nizara ny traikefany i Tiavo
Mandalo eto an-tanindrazana, toy ny fanaony rehefa fialan-tsasatra lehibe i Andrianisa Tiavo, ilay Malagasy mpikatroka Tae-kwon-do, mipetraka any Frantsa, tompondakan’i Eoropa, ary tompondakan’i...
View Article«Tournoi Mafy be» : natao hampitaovana ny Ecole des sports Fibemih
Tanteraka soa aman-tsara ny «Tournoi Mafy be» tamina lalao baolina kitra, tany amin’ny distrikan’i Betafo, notanterahina nandritra ny dimy volana. Natao ny 6 aogositra lasa teo, tany amin’ny kianja...
View ArticleRugby Analamanga : resin’ny SCB ny FTA
Nitohy, tamin’ny asabotsy lasa teo? teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka? ny andro fahadimy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja rugby. Fifaninanana karakarain’ny “commission...
View Article