![]()
Nanomboka omaly tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra faha-3, eo amin’ny fibatana fonjam-by. Be fiavy ny Malagasy, teo amin’ity andro voalohany ity, satria avy hatrany dia nandrombaka medaly volamena telo sy volafotsy iray, ny vehivavy. Anisan’ireny, Randafiarison Rosina, sokajy «sénior» 45 kg, nahabata 65 kg teo amin’ny […]