![]()
Tsy nisy noraisina ny vokatra, teo amin’ny baolina kitra, ho an’ity taona 2017 ity, ho an’ny ligin’Analamanga. Azo lazaina fa taona fotsy satria tsy nisy niangana ireo ekipa niatrika ny fifaninanam-pirenena. Anisan’ny ligim-paritra lehibe eto Madagasikara, an’Analamanga eo amin’ny taranja baolina kitra. Lehibe amin’ny isan’ireo klioba misy ao aminy sy ny hamaroan’ny mpilalao. Goavana […]