![]()
Hiavaka fa tsy ho toy ny mahazatra ny fanatanterahana ny “Super coupe”, taranja baolina kitra, ho an’ity taona 2017 ity. Araka ny fanambaran’i Debon Jean François, tale teknika nasionaly, hatao lalao mandroso sy miverina ny fihaonana. Raha tsiahivina, fifandonan’ny ekipa tompondaka sy ny tompon’ny amboara ity “Super coupe” ity. Raha toa ka ny Cosfa no […]