![]()
Hiditra amin’ny lalao mandroso, andro fahatelo, amin’ny fifanintsanana isam-bondrona, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa na ny “Ligue des champions”, taranja baolina kitra, ireo ekipa tompondaka, manomboka anio talata. Lalao enina no voalahatra amin’izany ka anisan’ireo be mpiandry ny fifandonan’ny Real de Madrid sy ny Tottenham. Fantatra fa mpilalao telo mirahalahy izay tena tompon-toerana ao amin’ny […]