![]()
Tsy nitsanga-menatra ny Rugby malagasy, na mbola miaina zava-tsarotra aza ankehitriny. Efa anisan’ireo firenena manana ny toerany eto Afrika mantsy ny Makis de Madagascar. Betsaka ny efa vita fa maro koa ny mbola miandry. Sambany ary voalohany, tato anatin’ny 109 taona, nisian’ny Rugby malagasy, vao nitondra medaly nody ny rugby à 7. Ny Makis […]