![]()
Tsy mitsahatra ny miroborobo ny baolina kitra malagasy. Tsy ny vokatra azon’ny Barea de Madagascar ihany fa eo amin’ny lafiny fitsaram-baolina ihany koa dia efa manana ny toerany, ny Malagasy. Porofon’izany, notendren’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa), ho anisan’ireo 21 hitsara sy hitantana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, ho an’ny sokajy zandriny U17, hatao any Inde, […]