![]()
Ratsy fanombohana ny Malagasy teo amin’ny lalao mandroso eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Afrobasket Men U16», zazalahy. Fihaonana natao omaly, tany amin’ny kianja Vacoas, Phoenix Maorisy. Lavon’i Roandà, tamin’ny isa tery 73 no ho 70 ry Marco. Afa-bela ry zareo Roandey tamin’ity, izay efa resin’i Madagasikara nandritra ny fihaonana mandroso, natao ny asabotsy […]