![]()
Hifantoka eo amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2017), taranja rugby, sokajy zandriny U20, ny sain’ny rehetra anio. Vonona ny Makis hanohitra ny Namibianina. Hotontosaina, etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina amin’ity alakamisy ity, ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can U20), ho an’ny vondrona “A”. Anisan’ny hiaro ny […]