Quantcast
Channel: NS-Sports – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 11617

Kitra Amboaran’ny Caf : vonona handray ny Recretivo ny Cnaps Sports

$
0
0
 Hanatsara hatrany ny fandaminana amin’ny fandraisana ny lalao mandroso amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf,  taranja baolina kitra, ny eo anivon’ny Cnaps Sport. Hotanterahina ny asabotsy izao eny amin’ny kianjan’ i Vontovorona izany ka handraisana ny ekipa angoley, Recreativo do Libolo, avy any Angola.   Ezahina hipetrapetraka tsara ny fandraisana ny lalao. Nivoitra tamin’ny valandresaka ho an’ny mpanao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 11617