![]()
Tsy maintsy naiditra hopitaly, i Toavina (Deba kely), taorian’ny fahavitan’ny lalaon’ny Barea de Madagascar sy ny Sao Tomé-et-Principe. Mety handalo fandidiana ny tovolahy ary tsy afaka hilalao mandritra ny fotoana maharitra. Mbola ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, Rambeloson Toavina (Debakely), mpilalaon’ny US Tourcoing Frantsa, nanatevina ny Barea de Madagascar, ankehitriny. Raha tsiahivina, voadona mafy teo […]