![]()
Norombahin’ny ekipan’ny ASCB Boeny ny “Play off”, eo amin’ny fiadiana ny “Amboaran’ny filoha”, taranja basikety. Fihaonana, izay nifarana ny alahady lasa teo, tany amin’ny kianja mitafon’i Matsiatra Ambony. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 104 no ho 93, ny TMBB Analamanga. Niady ny fihaonan’ny roa tonta satria nifandimbiasana ny nitondra ny isa, teny amin’ny solaitra […]