![]()
Tontosa, ny asabotsy lasa teo tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, eo amin’ny taranja ady totohondry sokajy “elite”. Anisan’ny nisongadina ny ekipan’ny Metropole, izay nahatafavoaka tompondaka miisa 3, tamin’ireo famaranana 12 notanterahina. Anisan’izany ny nandavoan’i Claudia an’i Jenny avy amin’ny BOI, teo amin’ny sokajy – 51 kg vehivavy. Nanjaka ny […]