![]()
Hanavao ny birao mpitantana ny eo anivon’ny Asoimi (Association Omnisports Interministériel et Institutions). Anisan’ireo kandidà hirotsaka ho filohan’izany, Randimbiarisoa Oliva. Hotanterahina rahampitso alarobia ny fifidianana izay ho filoha hitantana indray ny Asoimi (Association Omnisports Interministériel et Institutions), fikambanana misahana ny fanatanjahantena natokana ho an’ireo mpiasa eo anivon’ny minisitera sy ny andrimpanjakana. Kandidà hifaninana amin’izany toerana […]