![]()
Ao anatin’ny fametrahana ny politika vaovao, hamerenana ny lazan’ny ady totohondry malagasy ny federasiona ankehitriny. Nolazain’Andriamanampisoa Gégé Bosco, filoha lefitra fa miainga any amin’ny fototra ny fampandrosoana. Gazety Taratra (*) : Inona no nanosika an’i Gégé Bosco, hiverina ato anatin’ny federasiona malagasin’ny ady totohondry ? Gégé Bosco (-) : Tetezamita telo taona no nitondrako ny ady totohondry. […]