![]()
Feno tanteraka ny fandaharam-potoana. Nohamafisin’ny eo anivon’ny Africa Rugby fa hampiantrano ny fiadiana ny amboaran’i Afrika sokajy 1A isika, ka handraisan’ny ekipa efatra anjara. Anisan’izany ny avy atsy Namibia, Kenya, Zimbaboe ary isika mandray ny lalao. Hiatrika ny manasa-dalana avy hatrany ireo ekipa ireo ny 19 avrily izao. Hotanterahina ny 23 avrily kosa ny fiadian-toerana sy […]