Quantcast
Channel: NS-Sports – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 11617

Judo – Afrique Juniors 2016 : miatrika fampivondronana ny ekipa nasionaly

$
0
0
judo0205

Tsy miandry ela. Avy hatrany mantsy, niroso tamin’ny fampivondronana ny ekipa nasionaly eo amin’ny taranja judo, sokajy zandriny (cadets, juniors), ny federasiona malagasy (FMJ). Rehefa avy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sokajy « seniors » isika, manomana sahady ny fiatrehana ny eo amin’ny sokajy « cadets » sy « juniors » indray ny federasiona. Hetsika iraisam-pirenena hotanterahin’ny Union africaine de judo (UAJ) miaraka amin’ny federasiona marokanina, ny 21 – 23 jolay izao, any Maraoka, izany.

Araka izany, mpikatroka manodidina ny 40 eo ho eo efa manaraka fanazarantena miaraka, amin’izao fotoana izao. Ireo mitana ny laharana roa voalohany isan-tsokajy kosa nantsoina hanaraka io fampivondronana io. Izany hoe, ny filaharana nasionaly navoakan’ny federasiona mitondra ireo mpikatroka amin’ny fampivondronana. Noho izany, mbola handalo fitsapana ireo mpikatroka ireo ary miankina tanteraka amin’ny herijika sy ny fahaiza-manaon’izy ireo hamoahan’ireo teknisianin’ny FMJ ny listry ny ekipa nasionaly hanafika any Maraoka.

Ankoatra izay, tsy vaovao amintsika ny fiatrehana hetsika kaontinantaly. Saika nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika hatrany mantsy i Madagasikara. Saingy, anisan’ireo firenena mafy aty Afrika ireo Magrebianina ireo. Noho izany, mila miady mafy sy mifantoka tsara ny ekipa nasionaly raha te hahazo vokatra tsara.

M.N.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 11617

Trending Articles


Girasoles para colorear


mayabang Quotes, Torpe Quotes, tanga Quotes


Tagalog Quotes About Crush – Tagalog Love Quotes


OFW quotes : Pinoy Tagalog Quotes


Long Distance Relationship Tagalog Love Quotes


Tagalog Quotes To Move on and More Love Love Love Quotes


5 Tagalog Relationship Rules


Best Crush Tagalog Quotes And Sayings 2017


Re:Mutton Pies (lleechef)


FORECLOSURE OF REAL ESTATE MORTGAGE


Sapos para colorear


tagalog love Quotes – Tiwala Quotes


Break up Quotes Tagalog Love Quote – Broken Hearted Quotes Tagalog


Patama Quotes : Tagalog Inspirational Quotes


Pamatay na Banat and Mga Patama Love Quotes


Tagalog Long Distance Relationship Love Quotes


BARKADA TAGALOG QUOTES


“BAHAY KUBO HUGOT”


Vimeo 10.7.0 by Vimeo.com, Inc.


Vimeo 10.7.1 by Vimeo.com, Inc.